-
Rota 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tamin’ny fotoanan’ny sakafo, dia hoy i Boaza taminy: “Avia hihinana mofo, ary atsobohy ao anaty vinaingitra ny mofonao.” Dia nipetraka teo akaikin’ny mpijinja i Rota. Nomen’i Boaza voam-bary natono izy avy eo, dia nihinana ka voky. Tsy laniny daholo anefa ilay izy.
-