Rota 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy izy: “Fa iza ianao?” Hoy i Rota: “I Rota mpanomponao ihany ity! Mba rakofy amin’ny akanjonao* ny mpanomponao, satria mpanavotra+ ianao.”
9 Dia hoy izy: “Fa iza ianao?” Hoy i Rota: “I Rota mpanomponao ihany ity! Mba rakofy amin’ny akanjonao* ny mpanomponao, satria mpanavotra+ ianao.”