Rota 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy i Naomy rafozambaviny taminy: “Sao dia tokony hitady vady* ho anao aho,+ anaka, amin’izay mba mety tsara ny fiainanao?
3 Ary hoy i Naomy rafozambaviny taminy: “Sao dia tokony hitady vady* ho anao aho,+ anaka, amin’izay mba mety tsara ny fiainanao?