-
Genesisy 28:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Hitahy anao ilay Andriamanitra Mahery Indrindra ka hataony manan-taranaka ianao, sady hataony lasa be dia be ny taranakao. Dia ho lasa firenena lehibe ianao.+
-
-
Genesisy 46:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ireo no zanakalahin’i Zilpa,+ ilay mpanompovavy nomen’i Labana an’i Lea zanany vavy. Ireo no naterany tamin’i Jakoba. Nisy 16 izy rehetra.
-
-
Genesisy 46:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ireo no zanakalahin’i Rahely naterany tamin’i Jakoba. Nisy 14 izy rehetra.
-
-
Genesisy 46:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ireo no zanakalahin’i Bilaha, ilay mpanompovavy nomen’i Labana an’i Rahely zanany vavy. Ireo no naterany tamin’i Jakoba. Fito izy rehetra.
-