-
1 Tantara 2:9-15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ny zanakalahy naterak’i Hezrona dia i Jeramela+ sy Rama+ ary Kelobay.*
10 I Rama niteraka an’i Aminadaba,+ ary Aminadaba niteraka an’i Nasona,+ ilay mpiadidy teo amin’ny taranak’i Joda. 11 I Nasona niteraka an’i Salma,+ ary Salma niteraka an’i Boaza.+ 12 I Boaza niteraka an’i Obeda, ary Obeda niteraka an’i Jese.+ 13 Ireto avy no naterak’i Jese: I Eliaba no lahimatoany, Abinadaba+ no lahy faharoa, Simea no fahatelo,+ 14 Netanela no fahefatra, Raday no fahadimy, 15 Ozema no fahenina, ary Davida+ no fahafito.
-