FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rota 1:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Tamin’ny andron’ny mpitsara,*+ dia nisy mosary teo amin’ilay tany. Dia niala tany Betlehema+ any Joda ny lehilahy iray, ary nandeha nifindra tany amin’ny faritr’i* Moaba+ niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany roa lahy. 2 Elimeleka* no anaran’ilay lehilahy, Naomy* no anaran’ny vadiny, ary Malona* sy Kiliona* no anaran’ny zanany. Efratita avy any Betlehema any Joda izy ireo, ary tonga tany amin’ny faritr’i Moaba ka nijanona tany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara