-
1 Samoela 6:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia hoy izy ireo: “Raha alefanareo ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, dia aza averina amin’izao fotsiny fa asio fanatitra miaraka aminy. Tokony hanateranareo fanatitra noho ny heloka izy.+ Amin’izay ihany ianareo vao ho sitrana, ka ho fantatrareo ny antony mbola anafaizany anareo hoatr’izao.”* 4 Hoy àry ny Filistinina: “Inona no fanatitra noho ny heloka tokony halefanay any aminy?” Dia hoy izy ireo: “Hemoroida volamena dimy sy totozy volamena dimy, araka ny isan’ireo mpitondra eo amin’ny Filistinina.+ Mitovy ihany mantsy ny loza manjo anareo rehetra sy ny loza manjo an’ireo mpitondra eo aminareo.
-