-
Nehemia 9:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 “Vao tsy nijaly intsony anefa izy ireo, dia nanao izay ratsy teo imasonao indray+ ka navelanao ho resin’ny fahavalony, izay nanjakazaka taminy.*+ Dia niverina taminao izy ireo ka niantso vonjy taminao,+ ary henonao avy any an-danitra izany. Imbetsaka ianao no namonjy azy satria tena mamindra fo ianao.+
-