Mpitsara 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary narian’izy ireo ny andriamani-kafa* nivavahany, ka nanompo an’i Jehovah izy ireo.+ Dia tsy zakan’Andriamanitra intsony ny nahita ny fahorian’ny Israely.+
16 Ary narian’izy ireo ny andriamani-kafa* nivavahany, ka nanompo an’i Jehovah izy ireo.+ Dia tsy zakan’Andriamanitra intsony ny nahita ny fahorian’ny Israely.+