FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia fantatry ny Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba, fa tena mpaminanin’i Jehovah tokoa i Samoela.

  • 1 Samoela 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia naniraka an’i Jerobala+ sy Bedana sy Jefta+ ary Samoela+ i Jehovah, ka namonjy anareo tamin’ny fahavalo manodidina, mba hahafahanareo hiaina milamina tsara.+

  • 1 Samoela 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary maty i Samoela tatỳ aoriana.+ Dia nivory ny Israely rehetra mba hisaona sy handevina azy teny akaikin’ny tranony, tao Rama.+ Ary nidina nankany an-tany efitr’i Parana i Davida.

  • Asan’ny Apostoly 13:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Naharitra 450 taona teo ho eo izany rehetra izany.

      “Taorian’izay, dia nomeny mpitsara izy ireo mandra-pahatongan’ny andron’i Samoela mpaminany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara