-
1 Mpanjaka 12:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia nampiantso azy ny olona. Nankany amin’i Rehoboama i Jeroboama sy ny fiangonan’Israely manontolo avy eo, ka niteny hoe: 4 “Nampitondra zioga mavesatra anay ny rainao.+ Hanompo anao anefa izahay, raha hamaivaninao ny fanompoana mafy nampanaovin-drainao sy ny zioga mavesatra* nampitondrainy anay.”
-