Josoa 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary izao ny sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy: Ny sisin-taniny atsinanana dia i Atarota-adara+ hatrany Beti-horona Ambony,+
5 Ary izao ny sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy: Ny sisin-taniny atsinanana dia i Atarota-adara+ hatrany Beti-horona Ambony,+