-
1 Samoela 9:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Very ny ampondran’i* Kisy rain’i Saoly, ka hoy izy tamin’i Saoly zanany: “Mba mitondrà mpanompo iray miaraka aminao, dia mandehana tadiavo ireo ampondra.”
-
-
1 Samoela 9:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary tonga tany Zofa izy ireo. Dia hoy i Saoly tamin’ilay mpanompo niaraka taminy: “Andao isika hiverina, sao dia isika indray no lasa mampitaintaina an’i Dada fa tsy ny ampondra.”+
-