Asan’ny Apostoly 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nangataka mpanjaka+ anefa izy ireo tatỳ aoriana, ka nomen’Andriamanitra azy ireo nandritra ny 40 taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+
21 Nangataka mpanjaka+ anefa izy ireo tatỳ aoriana, ka nomen’Andriamanitra azy ireo nandritra ny 40 taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+