-
1 Samoela 11:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia namaly azy ny anti-panahy tao Jabesy hoe: “Omeo fito andro aloha izahay, mba hahafahanay haniraka olona ho any amin’ny faritra rehetra any Israely. Koa raha tsy misy mamonjy izahay, dia hitolo-batana any aminao.”
-