-
Eksodosy 22:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Raha tratra any aminy izay nangalariny sady mbola velona, na omby izany na ampondra na ondry, dia hanome onitra avo roa heny izy.
-
-
Levitikosy 6:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Raha nanota izy ka meloka, dia haveriny ilay zavatra nangalariny, na nalainy an-keriny, na nalainy tamin’ny fanambakana, na nampiandraiketina azy, na ilay zavatra very ka hitany,
-