Mpitsara 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny Israelita.+ Navelan’i Jehovah handresy azy ireo àry i Eglona, mpanjakan’i Moaba,+ satria nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy ireo.
12 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny Israelita.+ Navelan’i Jehovah handresy azy ireo àry i Eglona, mpanjakan’i Moaba,+ satria nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy ireo.