-
Levitikosy 26:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “‘Fa raha tsy mihaino ahy kosa ianareo na tsy mankatò an’ireo didy rehetra ireo,+
-
-
Deoteronomia 28:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mankatò ny didiny rehetra sy ny lalàny omeko anao androany, dia ho tanteraka aminao ireto ozona rehetra ireto, sady hahatratra anao:+
-
-
Josoa 24:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Raha miala amin’i Jehovah ianareo ka manompo ny andriamanitry ny firenen-kafa, dia hamely anareo izy ka handringana anareo, na dia efa nanisy soa anareo aza.”+
-