1 Samoela 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raha matahotra an’i Jehovah ianareo+ ka manompo azy+ sy manaraka ny teniny+ ary tsy manohitra ny baikon’i Jehovah, sady mankatò an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny mpanjakanareo, dia tsara izany. Salamo 111:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandohan’ny fahendrena.+ ש [Sina] Tena lalin-tsaina+ izay rehetra mankatò ny didiny.* ת [Tao] Hoderaina mandrakizay izy. Mpitoriteny 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 Raha matahotra an’i Jehovah ianareo+ ka manompo azy+ sy manaraka ny teniny+ ary tsy manohitra ny baikon’i Jehovah, sady mankatò an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny mpanjakanareo, dia tsara izany.
10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandohan’ny fahendrena.+ ש [Sina] Tena lalin-tsaina+ izay rehetra mankatò ny didiny.* ת [Tao] Hoderaina mandrakizay izy.