1 Samoela 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia namely ny toby miaramilan’ny Filistinina+ tao Geba+ i Jonatana, ka henon’ny Filistinina izany. Ary nasain’i Saoly notsofina nanerana an’ilay tany ny anjombona,+ ka hoy izy: “Tokony ho fantatry ny Hebreo izany!”
3 Dia namely ny toby miaramilan’ny Filistinina+ tao Geba+ i Jonatana, ka henon’ny Filistinina izany. Ary nasain’i Saoly notsofina nanerana an’ilay tany ny anjombona,+ ka hoy izy: “Tokony ho fantatry ny Hebreo izany!”