-
1 Samoela 13:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary niala tao Gilgala i Samoela, ka niakatra nankany Gibea, tanànan’ny fokon’i Benjamina. Dia nisain’i Saoly ny olona mbola teo aminy, ary nisy 600 lahy teo ho eo izy ireo.+
-