1 Samoela 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nitsangana i Hana rehefa avy nihinana sy nisotro tao Silo izy ireo. Nipetraka teo amin’ny sezany teo amin’ny fidirana mankao amin’ny tempolin’i*+ Jehovah i Ely mpisorona tamin’izay.
9 Ary nitsangana i Hana rehefa avy nihinana sy nisotro tao Silo izy ireo. Nipetraka teo amin’ny sezany teo amin’ny fidirana mankao amin’ny tempolin’i*+ Jehovah i Ely mpisorona tamin’izay.