FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “‘Na, raha misy olona maimaika mianiana—hanao zavatra tsara na ratsy, na inona izany na inona—ary tsy tonga saina akory izy hoe maimaika nianiana, nefa lasa tsapany izany atỳ aoriana, dia meloka ihany izy.*+

  • Nomery 30:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny lehilahy iray, na mianiana+ ka mivoady* hoe hifady zavatra, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy.+ Tokony hotanterahiny daholo izay rehetra nolazainy tao amin’ilay voady.+

  • Deoteronomia 23:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Raha mivoady amin’i Jehovah Andriamanitrao ianao,+ dia aza miandry ela be vao manatanteraka an’ilay voady.+ Tena hotakin’i Jehovah Andriamanitrao aminao mantsy ny hanefanao an’ilay izy. Raha tsy manefa an’ilay izy ianao, dia ho fahotana ho anao izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara