-
1 Samoela 14:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Nahita tantely nitete izy ireo rehefa tonga tao anaty ala, nefa tsy nisy na iray aza sahy nampakatra ny tanany tao am-bavany mba hanandrana an’ilay izy. Natahotra an’ilay fianianana mantsy izy ireo.
-