-
1 Samoela 14:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Nifandrombaka naka ny zavatra azo babo àry izy ireo, ka naka ondry sy omby ary zanak’omby, dia namono an’ireny teo amin’ny tany. Ary nohanin’izy ireo niaraka tamin’ny rany+ ny hena.
-