1 Samoela 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jonatana kosa tsy nahare an’ilay fianianana nasain’ny rainy nataon’ny olona.+ Natsobony tao amin’ilay toho-tantely àry ny tendron’ilay tehina teny an-tanany. Rehefa nataony tao am-bavany ny tanany, dia nihiratra ny masony.*
27 I Jonatana kosa tsy nahare an’ilay fianianana nasain’ny rainy nataon’ny olona.+ Natsobony tao amin’ilay toho-tantely àry ny tendron’ilay tehina teny an-tanany. Rehefa nataony tao am-bavany ny tanany, dia nihiratra ny masony.*