11 Nozarain’i Saoly ho andiany telo ny olona ny ampitso. Dia tafiditra tao an-toby izy ireo tamin’ny fiambenana maraina, ka namely an’ireo Amonita+ mandra-pahafanan’ny andro. Ary niparitaka izay sisa tsy maty tamin’ny Amonita ka tsy nisy tafaraka na dia olona roa aza.