6 Dia hitan’ny Amonita fa lasa halan’i Davida izy ireo. Koa naniraka olona izy ireo mba hanakarama ny Syrianina tany Beti-rehoba+ sy tany Zoba,+ dia miaramila 20 000 mpandeha an-tongotra, sy ny mpanjakan’i Maka+ niaraka tamin’ny 1 000 lahy, ary lehilahy 12 000+ avy any Istoba.