FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 18:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 dia niainga i Davida sy ny olony ka lasa namono Filistinina 200 lahy. Dia nentin’i Davida tany amin’ny mpanjaka ny tsitsy nesorina tamin’ireo Filistinina ireo, mba hahatonga azy ho vinantolahin’ny mpanjaka. Nomen’i Saoly ho vadin’i Davida àry i Mikala+ zanany vavy.

  • 1 Samoela 25:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Nomen’i Saoly ho vadin’i Palty,+ zanak’i Laisy avy any Galima, kosa i Mikala+ zanany vavy, izay vadin’i Davida.

  • 2 Samoela 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hoy i Davida: “Mety izany! Hanao fifanekena aminao aho. Fa zavatra iray monja no angatahiko aminao: Aza manantena ny hahita ahy raha tsy entinao miaraka aminao i Mikala+ zanakavavin’i Saoly, rehefa mankatỳ amiko ianao.”

  • 2 Samoela 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Rehefa nody mba hitso-drano ny ankohonany i Davida, dia nivoaka hitsena azy i Mikala+ zanakavavin’i Saoly. Hoy i Mikala: “Hay kosa dia efa nanao izay hahazoany voninahitra ny mpanjakan’ny Israely a! Nanary lamba teo imason’ny mpanompovavin’ny mpanompony izy androany, hoatran’ireny lehilahy tsisy saina manary lamba ireny.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara