-
Nomery 24:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Rehefa nahita an’i Amaleka izy, dia mbola nanao oha-pitenenana ihany hoe:
-
-
Deoteronomia 25:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Tadidio ny nataon’i Amaleka taminao teny an-dalana, tamin’ianao nivoaka avy tany Ejipta.+ 18 Tonga teo aminareo teny an-dalana izy ireo, ka nanafika an’izay rehetra tsy naharaka ny namany, tamin’ianareo efa reraka sy vizana. Tsy natahotra an’Andriamanitra izy.
-