Levitikosy 27:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tsy azo avotana koa ny olona efa voaheloka* izay natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+ 1 Samoela 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Naniraka anao i Jehovah tatỳ aoriana, ka nilaza hoe: ‘Mandehana aringano tanteraka ireo Amalekita+ mpanota ireo. Miadia aminy mandra-pahalany tamingana azy.’+
29 Tsy azo avotana koa ny olona efa voaheloka* izay natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+
18 Naniraka anao i Jehovah tatỳ aoriana, ka nilaza hoe: ‘Mandehana aringano tanteraka ireo Amalekita+ mpanota ireo. Miadia aminy mandra-pahalany tamingana azy.’+