-
Eksodosy 18:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia faly i Jetro noho ny soa rehetra nataon’i Jehovah ho an’ny Israely, tamin’ny namonjeny azy ireo teo an-tanan’ny Ejipsianina.
-
-
Eksodosy 18:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia nitondra fanatitra dorana sy sorona ho an’Andriamanitra i Jetro, rafozan’i Mosesy. Ary tonga niara-nisakafo taminy teo anatrehan’ilay tena Andriamanitra i Arona sy ny anti-panahy rehetra teo amin’ny Israely.
-