-
1 Samoela 9:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia hoy i Saoly: “Tsy Benjaminita ve aho, avy amin’ilay foko kely indrindra amin’ny Israely?+ Ary tsy ny fianakaviako ve no tsy misy dikany indrindra amin’ny fianakaviana rehetra ao amin’ny fokon’i Benjamina? Koa nahoana ianao no miteny hoatr’izany amiko?”
-
-
1 Samoela 10:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Koa nanontany an’i Jehovah+ izy ireo hoe: “Efa tonga eto angaha izany lehilahy izany?” Dia namaly i Jehovah hoe: “Io miafina ao amin’ny entana io izy.”
-