-
1 Samoela 15:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia hoy i Saoly: “Biby nentin’ny olona avy tany amin’ny Amalekita izany. Tsy novonoin’izy ireo* izay tsara indrindra tamin’ny ondry aman’osy sy ny omby, mba hatao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitrao. Fa ny sisa kosa naringanay tanteraka.”
-