1 Samoela 15:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tsy nahita an’i Saoly intsony i Samoela mandra-pahafatiny. Nalahelo be mantsy izy noho ny nataon’i Saoly.+ Ary nanenina i Jehovah noho ny nanaovany an’i Saoly ho mpanjakan’ny Israely.+
35 Tsy nahita an’i Saoly intsony i Samoela mandra-pahafatiny. Nalahelo be mantsy izy noho ny nataon’i Saoly.+ Ary nanenina i Jehovah noho ny nanaovany an’i Saoly ho mpanjakan’ny Israely.+