1 Samoela 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanaraka an’i Saoly tany an’ady ny telo lahy zokiny indrindra tamin’ny zanak’i Jese.+ Ireto avy ny anaran’ireo zanany telo lahy lasa tany an’ady ireo: Eliaba+ no lahimatoa, Abinadaba+ no faharoa, ary Sama+ no fahatelo. 1 Tantara 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireto avy no naterak’i Jese: I Eliaba no lahimatoany, Abinadaba+ no lahy faharoa, Simea no fahatelo,+
13 Nanaraka an’i Saoly tany an’ady ny telo lahy zokiny indrindra tamin’ny zanak’i Jese.+ Ireto avy ny anaran’ireo zanany telo lahy lasa tany an’ady ireo: Eliaba+ no lahimatoa, Abinadaba+ no faharoa, ary Sama+ no fahatelo.
13 Ireto avy no naterak’i Jese: I Eliaba no lahimatoany, Abinadaba+ no lahy faharoa, Simea no fahatelo,+