-
1 Samoela 3:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Natory mandra-paharainan’ny andro i Samoela. Dia nanokatra ny varavaran’ny tranon’i Jehovah izy. Ary natahotra izy hilaza an’ilay fahitana tamin’i Ely.
-