1 Tantara 2:13-15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireto avy no naterak’i Jese: I Eliaba no lahimatoany, Abinadaba+ no lahy faharoa, Simea no fahatelo,+ 14 Netanela no fahefatra, Raday no fahadimy, 15 Ozema no fahenina, ary Davida+ no fahafito.
13 Ireto avy no naterak’i Jese: I Eliaba no lahimatoany, Abinadaba+ no lahy faharoa, Simea no fahatelo,+ 14 Netanela no fahefatra, Raday no fahadimy, 15 Ozema no fahenina, ary Davida+ no fahafito.