-
1 Samoela 17:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary hoy i Jese tamin’i Davida zanany: “Misy voam-bary natono iray efaha* sy mofo folo ireto. Mba ento ireto dia atero haingana any amin’ny rahalahinao any an-toby. 18 Ento ho an’ny lehiben’ny arivo koa ireto fromazy* folo ireto. Ary jereo hoe manao ahoana ny rahalahinao, ka itondrao porofo avy any amin-dry zareo aho mba hamantarako hoe tsy maninona ry zareo.”
-