-
1 Samoela 17:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nifoha maraina àry i Davida, dia nampiandraiketiny olon-kafa ny ondriny. Ary nalainy ny entana ka lasa izy, araka izay nasain’i Jese nataony. Dia tonga teo amin’ny sisin’ny toby izy. Nivoaka nankeny an’ady ny tafika tamin’izay, ka nihorakoraka nanao hiakan’ady.
-