1 Samoela 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Samoela 17:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hoy anefa i Saoly tamin’i Davida: “Tsy ho vitanao ny hiady amin’io Filistinina io satria mbola kely ianao.+ Fa izy efa miaramila* hatramin’izy mbola tanora.”
33 Hoy anefa i Saoly tamin’i Davida: “Tsy ho vitanao ny hiady amin’io Filistinina io satria mbola kely ianao.+ Fa izy efa miaramila* hatramin’izy mbola tanora.”