Salamo 44:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa tsy mba miantehitra amin’ny tsipìkako aho,Ary tsy afaka mamonjy ahy ny sabatro.+ 7 Fa ianao no namonjy anay tamin’ny fahavalonay,+Sy nampahamenatra an’ireo mankahala anay. Zakaria 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Fa tsy mba miantehitra amin’ny tsipìkako aho,Ary tsy afaka mamonjy ahy ny sabatro.+ 7 Fa ianao no namonjy anay tamin’ny fahavalonay,+Sy nampahamenatra an’ireo mankahala anay.