1 Samoela 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tafangona koa i Saoly sy ny lehilahy israelita, ka nitoby teo amin’ny Lohasahan’i* Elaha.+ Dia nilahatra hiady tamin’ny Filistinina izy ireo. 1 Samoela 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niaraka tamin’i Saoly sy ny lehilahy israelita rehetra teo amin’ilay Lohasahan’i* Elaha+ ireo zanak’i Jese, mba hiady tamin’ny Filistinina.+
2 Tafangona koa i Saoly sy ny lehilahy israelita, ka nitoby teo amin’ny Lohasahan’i* Elaha.+ Dia nilahatra hiady tamin’ny Filistinina izy ireo.
19 Niaraka tamin’i Saoly sy ny lehilahy israelita rehetra teo amin’ilay Lohasahan’i* Elaha+ ireo zanak’i Jese, mba hiady tamin’ny Filistinina.+