-
1 Samoela 16:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia naniraka olona hankany amin’i Jese i Saoly, mba hiteny hoe: “Alefaso atỳ amiko i Davida zanakao, ilay miandry ondry.”+
-
-
1 Samoela 16:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia tonga tany amin’i Saoly i Davida ka nanompo azy.+ Ary tena tian’i Saoly izy, ka lasa mpitondra ny fiadiany.
-