FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia naka ampongatapaka i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona. Ary nitondra ampongatapaka nanaraka azy ny vehivavy rehetra sady nandihy. 21 Namaly ny hiran’ireo lehilahy i Miriama, ka nihira hoe:

      “Mihirà ho an’i Jehovah, fa lasa misandratra avo dia avo izy.+

      Natsipiny mafy tao an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina azy.”+

  • Mpitsara 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia nihira+ toy izao i Debora+ sy Baraka+ zanak’i Abinoama, tamin’iny andro iny:

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara