-
1 Samoela 16:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Raha sitrakao, tompoko, dia omeo baiko ny mpanomponao izay eto anatrehanao, mba hitady olona mahay mitendry harpa.+ Isaky ny avelan’Andriamanitra hikorontan-tsaina ianao, dia hitendry harpa ilay olona, ka hilamina kokoa ny sainao.”
-
-
1 Samoela 16:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Isaky ny navelan’Andriamanitra hikorontan-tsaina i Saoly, dia nandray harpa i Davida ka nitendry izany. Dia nahatsiaro ho maivamaivana i Saoly sady nilamin-tsaina kokoa, ary tsy nikorontan-tsaina intsony.+
-