FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 19:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary navelan’i Jehovah hikorontan-tsaina*+ i Saoly tamin’izy nipetraka tao an-tranony, ary teny an-tanany ny lefony. Teo am-pitendrena harpa i Davida tamin’izay.+ 10 Notorahan’i Saoly tamin’ny lefona izy, ary saika hataony mifantsika amin’ny rindrina. Nahay niala anefa i Davida, ka ny rindrina no voany tamin’ny lefona. Dia nandositra i Davida tamin’iny alina iny ka tsy niharan-doza.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara