1 Samoela 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nanomboka nivoaka niady i Davida, ary nandresy* foana izy+ na taiza na taiza nandefasan’i Saoly azy. Nasain’i Saoly niandraikitra an’ireo lehilahy mpiady àry izy.+ Dia nahafaly ny olona rehetra sy ny mpanompon’i Saoly izany.
5 Dia nanomboka nivoaka niady i Davida, ary nandresy* foana izy+ na taiza na taiza nandefasan’i Saoly azy. Nasain’i Saoly niandraikitra an’ireo lehilahy mpiady àry izy.+ Dia nahafaly ny olona rehetra sy ny mpanompon’i Saoly izany.