2 Samoela 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nipetraka teo anatrehan’i Jehovah i Davida Mpanjaka, ka niteny hoe: “Fa mba iza moa aho, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô? Ary mba inona ny ankohonako* no nataonao lasa hoatr’izao aho?+
18 Dia nipetraka teo anatrehan’i Jehovah i Davida Mpanjaka, ka niteny hoe: “Fa mba iza moa aho, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô? Ary mba inona ny ankohonako* no nataonao lasa hoatr’izao aho?+