FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia hoy i Davida tamin’ireo lehilahy nijoro teo akaikiny: “Hatao ahoana tsara hoe izay lehilahy mahafaty an’io Filistinina io, ka mahavita manala an’izao fahafaham-barakan’ny Israely izao? Fa iza koa io Filistinina tsy mifora io no mila ady amin’ny tafik’ilay Andriamanitra velona?”+

  • 1 Samoela 17:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Samy novonoin’ny mpanomponao na ilay liona na ilay orsa. Ho toy ny iray amin’ireny koa io Filistinina tsy mifora io, noho izy nila ady tamin’ny tafik’ilay Andriamanitra velona.”+

  • 2 Samoela 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia naniraka olona nankany amin’i Isboseta+ zanak’i Saoly i Davida, mba hiteny hoe: “Omeo ahy i Mikala vadiko. Efa lasa fofombadiko mantsy izy tamin’izaho nanome tsitsy* nesorina tamin’ny lehilahy filistinina 100.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara